Ataovy veloma ny fitadiavana rindrankajy vaovao eo amin'ny tranonkala. MIaraka amin'ny Ivon-Drindrankajy Ubuntu ianao dia afaka mahita ary mametraka rindrankajy vaovao amin'ny fomba mora. Soraty fotsiny izay tadiavinao, na tetezo ny sokajy toa ny Siansa, Fanabeazana aryLalao, miaraka amin'ny fanehoan-kevitra avy amin'ny mpampiasa hafa.
